|
|
|
|

Teny iditra1 tomarataratra
Fototeny  2tarataratra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5lucide, clair, brillant. [1.3#718]
Ohatra  6 Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  8tomaratara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19