|
|
|
|

Teny iditra1 tomaratara
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4lucide, clair, brillant. [1.3#718]
Ohatra  5 Tsiriry anie aho ka tsiriry
tsiriry eny amoron'ny ony
sady maitso no tomaratara
[2.131]
Tsipelina hafa  6tomarataratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12