|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tokoana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina.
4Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 tokoana |
| Fototeny | 6toko |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny.
9Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary?. 10Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 15 atokano, 16 atokona, 17 tokoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|