|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tokoa |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tena...
4fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy!. 5Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6indeed, truly, certainly.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7vraiment, certainement.
[1.8] |
| Ohatra |
8 "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
[2.293]
9 Hahita izany tokoa ialahy. [2.324] 10 Olona marobe tokoa no tazany. [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 atoko, 21 tokoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|