|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tokazo
Singan-teny  2tokana, 3hazo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Foto-kazo na hazo nalevina ila natao hamatorana omby.
6hazo manirery. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a single tree. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8un arbre seul. [2.415]
9(contraction de tokana : un et hazo).
10Arbre seul sur une éminence, sur un sommet rocheux.
11On dit souvent an-tokazo pour désigner un tel lieu.
12C'est un toponyme fréquent : nom de village ou de lieu-dit.
13Ne pas confondre avec hazotokana .. [1.196]
Ohatra  14 Ny teny amiko koa mba nalahatro tamin' ny azy teo am-pototry ny tokazo lehibe anankiray. [2.643#]
Voambolana  15 Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)16 tokazo
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Vola farantsa volafotsy misy sarina foto-kazo amin' ny ilany iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19la pièce de cinq francs de la République bolivienne où un arbre était représenté. [2.415]
Ohatra  20 ny vola tokazo dia vola avy any Bolivie misy sarina hazo midoroboka sy sarim-biby «lama» anankiroa. [2.436#]
Voambolana  21 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Fivaditsoratra  22 tokazo, 23 tokôza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12