|
|
|
|

Teny iditra1 tohan-karatra
Singan-teny  2tohana, 3karatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny hazo manohana ny haratra amin' ny tafontrano ary anambarana koa ny safeli-teny amin' ny lahateny izay misy hafetsena hoentina mandresy lahatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6échantignole. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12