|
|
|
|

Teny iditra1 toham-baliha
Singan-teny  2tohana, 3valiha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ireo vakim-boatavo na poti-kazo na volotsangana kely manohana ny tadim-baliha, ny kapilam-boatavo ipetrahan' ny tahom-baliha. [1.1]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02