|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 toetr' andro |
| Singan-teny | 2toetra, 3andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5weather.
[1.17.en#114] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6météo, temps.
[1.5.fr#294] 7climat. [2.285.fr#120] |
| Ohatra |
8 Atao inona tokoa io fizarana efa nilaozan' ny toetrandro io?
[4.27]
9 Antoky ny fandrosoana ikezahana amin'izao toetrandro izao ny handalina ny fahaizana amin' ny sampam-pahalalana samihafa. [2.332] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|