|
|
|
|

Teny iditra1 toe-panahy
Singan-teny  2toetra, 3fanahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5toetran' ny fanahy, izany hoe: ny fahamendreham-piainana. [1.1]
Ohatra  6 Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332#]

Fivaditsoratra  7 ipotehana, 8 toe-panahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12