|
|
|
|

Teny iditra1 tetik' ady
Singan-teny  2tetika, 3ady
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6stratégie. [1.5]
Ohatra  7 Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony. [2.324]
8 Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [2.472]
Tovy hevitra  9paik' ady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12