|
|
|
|

Teny iditra1 tetiarana
Fototeny  2tety
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana. [1.1]
Ohatra  5 Ambohidrapeto natao AmbohidRapeto, hoy ny tetiarana [2.48]
6 Raha marina fa tsy voalazan' io lovantsofina io izay ray aman-drenin-dRanoro - ary mahagaga izany fa zavadehibe amin' ny Hova ny tetiarana - dia mbola marina mihoatra noho izany koa fa ny feo hoe "sira" no tena nahan-dRanoro fa tsy dia ny sira mihitsy tsy akory. [2.5]
Tovy hevitra  7tetirazana
Lahatsoratra  8Randzavola: tetiarana ao amin' ny Baiboly (=> firazanana)

Fivaditsoratra  9 itaterana, 10 tetiarana, 11 tety arana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12