|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tetirazana |
| Fototeny | 2tety |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5tetiarana |
| Fivaditsoratra | 6 tetirazana, 7 tety razana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|