|
|
|
|
Teny iditra
1
tesontesona
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Tsy mahalala menatra, tsy valahara, be hambo, be ebo, basivava.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
miteson
te
sona
Matoantenin' ny iharana :
5
tafatesontesona
Matoantenin' ny fameno :
6
itesontesonana
Anarana :
7
fitesontesona
,
8
fitesontesonana
,
9
mpitesontesona
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19