|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitesontesona
Fototeny  2tesontesona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mahalala menatra miteny na manao zavatra amim-pieboeboana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 mitesontesòna
Fototeny  10tesontesona
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitesontesona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  12 mitesontesona, mitesontesòna, 13 mitseontseona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05