|
|
|
|

Teny iditra1 fitesontesona
Fototeny  2tesontesona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona mitesontesona, tsy mahalala menatra, mieboebo, basivava. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12