|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 terena |
| Fototeny | 2tery |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy.
5Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho. 6Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany. 7(tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8forcé.
[1.13] |
| Ohatra |
9 Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe;
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 etrena, 17 terena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|