|
|
|
|

Teny iditra1 tenindahy ririnina
Singan-teny  2teny, 3lahy, 4ririnina
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6raha sendra misy mahita ny tenindahy mamony amin' ny ririnina (fotoana mahamaina azy) dia mihevitra izany ho fambara loza. [1.1]
Voambolana  7 Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11