|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tenda an-kanina |
| Singan-teny | 2tenda, 3hanina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5lian-tsakafo, tsy mifidy harapaka ary mambosibosika toy ny tsy ho enina.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6be tenda, tenda be |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|