Teny iditra | tenda | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The throat [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | La gorge [1.8] | ||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tenda io | ||||||
Teny iditra | tenda | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [1.1] | ||||||
Fivaditsoratra | dante, ndate, tenda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |