|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tendabe
Singan-teny  2tenda, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka. [1.1]
Voambolana  6 Haiaina
Mpanahaka  7 tendakely

Teny iditra (2/2)8 tenda be
Singan-teny  9tenda, 10be
Sokajin-teny  11 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka. [1.1]

Fivaditsoratra  13 be tenda, 14 tendabe, tenda be

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02