|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 telina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanakodiavana, fanagorodanana zavatra any an-tenda tsy tsakoina: Atao teli-moka.
[1.1] 4Tiana, ankasitrahana: Tsy teliko ilay teny nataon' ny zokin' ise ahy iny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5acceptable.
[1.2#636, 1.7] 6relishing, pleasant. 7borned, endured. [1.2#636] 8swallowed; pleasing. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9action d'avaler.
[1.3#693] 10approuvé, suportable, qu'on peut supporter: Tsy teliko ny nataonao (Je ne peux pas supporter ce que vous avez fait). [1.3#693] 11avalé; agréable, agréé. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 31 antely, 32 lietnà, 33 telina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|