|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitelina |
| Fototeny | 2telina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to swallow.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6avaler.
[1.3#693, 1.8] |
| Ohatra |
7 Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina.
[2.424#]
8 tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406#] 9 Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 ilmenita, 17 mitelina, 18 Mitilena, 19 Mitylena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|