|
|
|
|

Teny iditra1 atelina
Fototeny  2telina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Agorodana na avarina any an-tenda: Atelomy haingana iny pilina iny fa mangidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be swallowed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6à avaler. [1.3#693]
7qu'on avale. [1.8]
Ohatra  8 Mahalana no tsara kokoa noho ny vitamina atelina ny vitamina atsindrona. [2.424#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13vato ateli-mamba
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 atelina, 16 elatina, 17 tainale

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02