|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tehirizina |
| Fototeny | 2tahiry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notehiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tehiriziko hataoko vatsy iretovola ireto raha mandeha aho.
5Tanana: Tehirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10tahirizina |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|