|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tahiry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny.
4Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra. [1.1] 5fitsitsiana; ambim-bava. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6something saved up.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7ce qu'on économise, thésaurise.
[1.8] 8économie; épargne, stock; mémoire. [1.13] |
| Ohatra |
9 Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony.
[2.470]
10 Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 14 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 ahitry, 22 tahiry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|