|
|
|
|

Teny iditra1 tahirizina
Fototeny  2tahiry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho.
5Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10tehirizina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12