|
|
|
|

Teny iditra1 tavin-drano
Singan-teny  2tavy, 3rano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5a water trough or bowl for washing. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6bassin pour mettre de l'eau, pour se laver. [1.3]
Ohatra  7 Ary ao koa ny tavindrano fanozan-tanana. [2.48]
8 Fanampin' izany, dia novakin' i Akaza mpanjaka koa ny panoa sy ny tongony ary nesoriny ny tavindrano teo amboniny; [2.996#]

Fivaditsoratra  9 tandrovina, 10 tavin-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12