|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taratasim-bola |
| Singan-teny | 2taratasy, 3vola |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6effets de commerce, mandat-carte.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika.
[4.27#]
|
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|