|
|
|
|

Teny iditra1 taratasy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra amboarina amin' ny zavamaniry na voridamba izay atao koba dia tampisahana manify dia manify, ka ampiasaina hanoratana: Manify loatra ity taratasy ity ka tsy azo anoratana.
4Ravin-taratasy.
5Soratra ifandefasan' ny olona roa mba hifamangiana, hifampilazana vaovao na hifampiraharahana: Nandefa taratasy tany amin' / dadatoa aho mba hamangiako azy tamin' ny nahafatesan' ny zanany.
6Teny ilazana ankapobeny ny soratra rehetra Raina ho fanamarinana ny fananan-javatra na fahavitan-draharaha iray: Ento daholo ny taratasy rehetra momba ny aotomobilina.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7paper; a letter (correspondence). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8papier; lettre (de correspondance). [1.8]
Ohatra  9 Nakombony ny diariny, ka mbola nandray ny taratasy ihany izy hanoratra; [2.324]
10 olona manoratra sy mandrotsaka taratasy anaty vatakely no tsinjony. [2.470]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 13 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11