|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taraina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Menomenona.
4Fitantarana ny mahazo ny tena. 5Toloko aman-toreo noho ny fahararian' ny tena. 6Feon-kira mitoreo malahelohelo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a cry or lamentation.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8cri, plainte.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18be taraina |
| Fivaditsoratra | 19 itarana, 20 taraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|