|
|
|
|

Teny iditra1 fitarainana
Fototeny  2taraina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fimenomenonana: Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan'ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny enti-mody.
5
.
6Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao.
7
.
8Fitolokoana amana fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan'io mahantra io.
9
.
10Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy.
11
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12[Rel.
13s.
14from mitaraina (taraina).] A complaint.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12