|
|
|
|

Teny iditra1 tarainina
Fototeny  2taraina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lazaina amim-peo mitoreo fa marary: Ny tanany no taraininy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5dont on se plaint. [1.8]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 aniritana, 11 iranitana, 12 tarainina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12