|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tapotsiny |
| Singan-teny | 2t~, 3fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin' atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany.
6(Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany). 7Ny fotsifotsy ao amin' ny maso. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8the white of an egg; the white part of wood.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9le blanc d'oeuf; la partie blanche d'un rondin de bois.
[1.8] |
| Ohatra |
10 tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika.
[2.48]
|
| Tsipelina hafa | 11tafotsiny |
| Fivaditsoratra | 12 tapotsiny, 13 tsipotina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|