|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tapitra
Sokajin-teny  2 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao.
4Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra.
5Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara.
6(vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7ended, finished; used up, all gone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8fini, terminé. [1.3, 1.8]
9achevé, accompli. [1.3]
10épuisé. [1.8]
Ohatra  11 tapitra ity asa ity (Ce travail est fini, terminé, achevé) [1.3]
12 tapitra ny taona (Nous sommes à la fin de l'année) [1.3]
13 Rehefa tapitra ny tenin'ireo mpiampaga, dia navela hiteny izy telo mianaka. [2.324]
14 Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470]
15 Nozerany zaran' angady tamin' ny lohany dia tapitra aina teo no ho eo. [2.472]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)22 tapitra
Sokajin-teny  23 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  24ended, finished; used up, all gone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25sali, crotté. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02