|
|
|
|

Teny iditra1 taperina
Fototeny  2tapitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro.
5Lanina: Notaperin' ny saka lahy ny ronono.
6(Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin' ny herinandro ambony ny volanao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be ended, to be finished, to be used up. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Qu'on termine. [1.3, 1.8]
9Qu’on complète, qu' on accomplit. [1.3]
10qu'on épuise. [1.8]
Ohatra  11 ka tsy azo taperina amy ny soratra avokoa ny loza nanjo [2.59]
12 taperina tetezina atao eo daholo rehefa dihy fanao taloha. [2.245]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12