|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tapatapaka |
| Fototeny | 2tapaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4tsy mitohy.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5duplicatif fréquentatif.
[1.3] 6discontinu. [1.13] |
| Ohatra |
7 fa na ho folo tapatapaka aza raha tsy ialahy no hanjaka?
[2.48]
8 ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|