|
|
|
|

Teny iditra1 tapatapahina
Fototeny  2tapatapaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 Dia tapatapahina ny tongotr' omby, dia atao amy ny vilany lehibe, dia tanehina atao be rano: [2.48]
5 tapatapahin' ny miaramila ny mofo diapina, haroniny tanana ny vary an-dovia, tsabahiny toy izany koa ny kafe na ranon' ampango. [2.472]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29