|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tapa-kevitra |
| Singan-teny | 2tapaka, 3hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6having made a decision.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qui a pris une décision.
[1.8] 8décidé. [1.5#144] |
| Ohatra |
9 Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa
[2.117#128]
10 Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|