|
|
|
|

Teny iditra1 tany mena
Singan-teny  2tany, 3mena
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6terre rouge. [1.3]
7Sol latéritique, latérite. [1.13]
Ohatra  8 Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra [2.470#144]
9 Ny hita matetika anefa dia trandraka an-tany mena ireto mpiavy [2.445#16]
Voambolana  10 Haibolantany
Tsipelina hafa  11tanimena
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 maintane, 14 mananety, 15 mañetiña, 16 metanina, 17 mientàna, mientana, 18 tamenany, 19 tanimena, 20 tany mena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02