|
|
|
|

Teny iditra1 tanimena
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jereo tany mena. [0]
Ohatra  4 tanimena no ambony tratrany; [2.436#]
5 Ny tanimena ihany no tsy nanan-dry zareo. [2.356#]
6 Ny vonitra no mahamena azy fa tsy izy akory no tanimena. [2.643#]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 maintane, 9 mananety, 10 mañetiña, 11 metanina, 12 mientàna, mientana, 13 tamenany, 14 tanimena, 15 tany mena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02