|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tany mandroso |
| Singan-teny | 2tany, 3mandroso |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ny firenena efa tsara toe-karena, manam-pahaizana amam-pahalalana raha jerena ny ankapoben' ny mponina ary manana olo-mahay maro.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|