|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taninina |
| Fototeny | 2tanina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana.
[2.470]
6 taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11taninana |
| Tovy hevitra | 12taninana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|