|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taninana |
| Fototeny | 2tanina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninan' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 9taninina |
| Fivaditsoratra | 10 antiñana, 11 taninana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|