|
|
|
|

Teny iditra1 tandroka aron' ny vozona
Singan-teny  2tandroka, 3aro, 4vozona
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12