|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 intsy |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 intsy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Afzelia bijuga A.
7Gray ou Intsia bijuga (A. 8Gray) Kuntze (Fabaceae). 9Voir indrarinandra.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 11 intsy, 12 tsiny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|