|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tandra vadin-koditra |
| Singan-teny | 2tandra, 3vady, 4hoditra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza zavatra tsy azo sarahina fa miaraka mandra-pahafaty; zavatra tsy mahay misaraka amin' ny zavatra hafa iray: Tandra vadin-koditry ny olombelona ny aretina.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|