|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 tandra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena.. [1.1]
4fitaovana fitsongoana na fitazonana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5pince. [1.13]
Ohatra  6 ny rantsan-tànany atao tandra; [2.69#]
Voambolana  7 Fitaovam-piasana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)9 tandra
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny. [Bara] [1.78]
12Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana. [Betsimisaraka] [1.1]

Teny iditra (3/5)13 tandra
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy. [Bara] [1.78]
16Tolotra omena ny zanaka na ny zafy. [Sakalava] [1.1]
17Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18don, offrande. [1.196]
Kamban-teny rehetra  19tandravato

Teny iditra (4/5)20 tandra
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22Petite somme symbolique qu'on verse à l'ombiasy.
23Si elle est trop petite cependant, on craint que cela ne favorise le retour de la maladie.. [Betsileo] [1.196]
Kamban-teny rehetra  24tandrafototsa

Teny iditra (5/5)25 tandra
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny malagasy  27Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra.. [1.1]
Kamban-teny rehetra  28tandra vadin-koditra

Fivaditsoratra  29 Andtra, 30 tandra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02