|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tampeno |
| Fototeny | 2tampina |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tampenana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohatra |
4 tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
[1.1]
5 tampeno kely ity pataloako ity fa loaka [1.1] 6 tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rano [1.1] 7 tampeno io varavaran-kely io (Bouchez cette fenêtre) [1.3] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|