|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 takatra |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3tratra.
[Sihanaka]
[1.78] 4tratran'ny tànana ( raisina ). [Tanala] [1.78] 5Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. 6/ Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany. 7Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ?. 8Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako!. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9reached or attained; understood.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre).
11perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela). 12a quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix). [1.3] 13qu'on atteint; compris. [1.8] |
| Ohatra |
14 "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
[2.293]
15 ary na Ambohimiarina aza dia takatra itampodiàna. [2.588#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 30takatre |
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 33 takatra |
| Sokajin-teny | 34 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
35maigre.
[1.3] 36Se disait des maigres.. [2.415] |
| Teny iditra (3/3) | 37 takatra |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40the tufted umber (bird).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm..
[1.3] 42ombrette. [1.54] 43l'ombrette, oiseau d'eau. [1.8] 44Oiseau de mauvais augure.. [2.415] |
| Ohatra |
45 Ny papango fangalarina ny goaika didimaso ary ny takatra lava hatoka samy ratsy ka mifanenitra [2.131] |
| Voambolana | 46 Haibiby: vorona |
| Kamban-teny rehetra | 47Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 48 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 49 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 50 takatra, 51 Tartaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|