|
|
|
|

Teny iditra1 fanakarana
Fototeny  2takatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiezahana hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanakarana, 6 fanaranaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12